Catholique

Dera sy laza

Fiv.

G                    Em      D7
Dera sy laza anie ho Anao,
                            G
Ry Tompo Mpandresy.

 

       G                      C
Nohelohina lanao, novonoina,
       D                         G
Fa nitsangana tamin'ny maty;
     C                        D7
Ka hoy izahay manao hoe:

 

Andriamanitra lanao, ry Jesoa,
Fa nietry ho tonga olombelona;
Ka hoy izahay manao hoe:

 

Any an-danitra lanao, ry Jesoa,
No mandefa ny Fanahy Masina;
Ka hoy izahay manao hoe: