Catholique

Homeko ny herin'ny Fanahy ianareo


C               D                           G
Homeko ny herin'ny Fanahy ianareo
C       Bm             Am
ka ho vavolombeloko
G               Am           C
hatrany am-paravazan-tany
D                    G
Ho vavolombeloko

 

 G                                                                         D
Ihirao antsa vao ny Tompo fa mahagaga ny zava-bitany !
                                                                           G
fa ny tanany no namonjy nanampy azy ny herin-tsandriny.
                                                                                C
Ka dia hitan'ny firenena ny famonjena amam-pah'marinany !
                             G          Am               D       G
mba tsarovy ry Israely, ilay fitiavany tsy mivadika

 

He zahao e, ry vazan-tany izato vonjin'Andriamanitra
Ô ry tany, derao ny TompoKa mientàna amin-karavoana !
'Ndao, antsao am-baliha ny Tompo anaovy antsa sy fihobiana
feon'antsiva sy anjomara enti-midera ny fiandrianany !

 

Aoka hidoboka anie ny rano ny ranomasina sy ny mponiny !
ka hitehaka anie ny ony ; hitotorebika koa ny vohitra.
 Mba hitsena ny Tompo tamy hitsara ny olona tsy ankanavaka.
Ary hitsara ny firenena am-pahamarinana sy ara-drariny.

 

Andredony antsa vao ny Ray fa mahagaga ny zava-bitany
he ny Zanany no maneho 'Lay famonjena efa nosoritany.
Ny Fanahiny manan-kery afa-manentana antsika zanany
hanambara amin-kasahiana ilay fitiavany tapitr'ohatra !