Catholique

Kintan'ny ranomasina

 

Fiv: 
G                  C
Kintan'ny ranomasina,
D             D7      G
Masina Maria reninay e, ( mba henoy e )
G                  C         D           D7      G
O ry kintana arahina, matoky anao izahay.

 

G  Em       G    Em       D          Am      Am7
Fa ny fiainanay toa ranomasi-manonja
C Am           C Am D         D7     G
Ny fakam-panahy mila handrendrika.
            D
Matoky anao e. ( in-2 ) 

 

Ry Kintana iry mamirapiratra ambony
Toa ilay finoana niainanao, Maria.
Matoky anao e. ( in-2 )

 

Ka na maizim-be 'zany fiainana etoana
Ny fanantenana: ianao, ry Kintana ô
Matoky anao e. ( in-2 )