Catholique

O, izany diako

Fiv.

D         G                      D
Ó izany diako mahitsy hatrany re
                 A
Ho any Aminao (Aminao, ry Tompo)
D              G                    A7                  D
Fa ny hany tiako ka hotompoiko anie dia lanao.

     D                          Bm

Na hisompatra ahy izay tsy tia,

A               D
Mankahala, manadala,
D                            Bm
Dia tsy mampanahy, Tompo ò,
            G                      D
Izay voakasako tsy mety miala

 

Raha mandalo aho, toa iriny,

Toa tondroiny, toa esoiny,
Raha mba mitalaho, Tompo o,
Ny fivavahako no hamavoiny.

'Zany lohataona voninkazo

Fampitaha eny an-tsaha,
Fa tsy mahataona, Tompo o,
Ny tavanao ahie mahate-hizaha.

Na manangasanga toa miantso

 'Lay tanàna nidolàna,
Tsy mihambahamba, Tompo o,
Ny faniriako tokam-pilàna.