Catholique

Raha mibanjina

Capo deuxième position


A                F#m       E7              A
Raha mibanjina ny lanitrao aho, ry Tompo,
A               F#m          E7
Dia varimbariana ¡zany saiko
A               F#m        E7        A
Ka mientan-kafaliana ny fanahiko
A                E             A
Raha mibanjina ny lanitrao.

 

Fiv.
A E                A
Ó     ry lanitra ó,
F#m E                 A
Ó          ry lanitra ó,
F#m      E             D              A
Mihobia, mifalia, ry tany aman-danitra,
    E                   A
Derao Andriamanitra.
E               A
Amen, Aleloia.

 

Indro hitako eny an-danitra eny ny Anjely Sady miramirana izy ireny
Ary ireo mpanompon-Janahary miran-tava Feno haravoana lalandava.

Ny ray aman-dreny sy ny zoky sy ny zandry 'Zay nandao ahy tsy nahandry
Ka miala sasatra, niasa teto an-tany, Dia miantso ahy mba hankany.